#madagascar#vaovaomalagasy #koto#paulrabary#fanirisoaerinaio#andryrajoelina #realtvmadagascar #dondresakatvplus #vaovaomalagasy #gasy#filmMalagasy
#viralinfo #nosyiranja #antananarivo #mahajanga #pourtoi #madagascar #madagasikara #diegosuarez#nosyiranja #pourtoi #tvplusonline #fanirisoaerinaivo
#dondresakatvplus#realtvmadagascar#realtvmadagascar @koto lehilahimahitsiambo @AndryRajoelina@@marcravalomanana2632 @tvplusonline @dondresakatvplus @mbstv643 @madagagascar @koto lehilahimahitsiambo @dondresakatvplus
@andryrajoelina1499

#madagascarAbonnez-vous#mahajanga #Antananarivo #VAVAKA #vaovaomalagasy #dondresakatvplus
#tvplusonline #mbstv

Abonnez-vous

R malal malar manata iriri Vei ful nuam il fui Nia marusu Siva sietar Simar naan Tam avak saa Anis naana ni diplomas parlement Vei amni Vina an ir amana Anzani kaisen kua izer ieta dia inuk faund funa fwar amaru i R ni Fani tarara kuku piar nai naal na zanaka naray na ir di isain na vuni SIAR Mau Marna Marna yani ni Marna hatat il tuav Politi mundaka niak dia Fran Mar ni Fana vission Spal telion la cha parlement lcp frb tel na niar Numa tatas Fasana manuk ni flir franu ni flir franura Ambassador Fran si ni la Fran an Madagascar manuk oficiali ITI Mar B tu sa naen imasara Nef manena marak Mar si [Musica] tekana marav pandar manir Hur ASA l industa malag madascar mal fakap tatara nii Manana ni reeta Ili ni Man Politi malagas siagas si

12 Comments

  1. mitandrema enao Madama so ataon'i Macron lavage de cerveau ça sens un lavage de serveau anao ty fanasana ty sa manoeuvre politika io fanasana io tsy ilaina ny ingerance politico-economika miaraka amin'i frantsa ny echange équitable no katsahinafa tsy 99% ho an'i frantsay de zara fa 1% ho antsika Malagasy tous le Malagasy attendent du resultat concret aminio fiaonananareo io tandremo so mampandry drisa fotsiny.Tsy ilaina tsony ny fiarahana petsapetsa ho aminy tombotsoa manokana fa ny tombotsoa ho an'i vahoka malagasy miisa 28 millions no jerena az a atakalo harena sy voninahitra manokana io nosy itambarantsika io tegna miangavy fa jereo ny mpiray tanindrazana amitsika fadiranovana ka mba tena matsiaro fa malehotena ao ampony nyMalagasy tsirairay fa tsy fanagejana ankolaka koa no tohizana ao Madagascar .tsarovy faio nosy Madagascar io no rempare farany antenain'i la frantsa hisauveny ny economiany sy ny mba hitazomany laharana aminy firenena matanjaka fa ny atsy afrika defa mandroaka sy tonga saina satria efa mihotra ny 60 tsika nodradradradraina fa hoe malehotena nefa hita taratra fa mbola eo ambany jiogan'i frantsa atsika hatrizay no mampahantra atsika .ka aoka zay echange commercial 80% ho an'i Madagascar et 20% ho an'i la Frantsa pas autrement sino tsika tsy handroso mihitsy revendique nos droit svp! Mankasitraka!

  2. Mankasitraka indrindra…hafa zany olona manana n'y Fanahy..nahita fianarana.manana traikefa teo amin'ny asa..renimpianakaviana
    ..mijoro @ marina foana…ianao no antenain'ny malagasy
    .ao @ tenin'Andriamanitra n'y ventikevitra entinao

  3. Raha mba niresaka ny raharaham-pirenena ianao moa dia izao no mba hevitro, tsy azo itokisana mihitsy i laFrantsa ny amin'ny fiankinan-doha ratsintsika ary izany no mahatonga an'ireo firenena rahavavy Afrikanina mandroaka sy nandroaka azy ireo ao amin'ny taniny na politiquement satria Mpambotry firenena izay nozanahiny tany aloha izy nefa isika kosa no manamafy ny fiharian-karenany. Ratsy laFrantsa amin'ny endriny rehetra.

  4. Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Mankasitraka an'i Rtoa. Razanamahasoa Chri. PAN feno fitiavana sy fahamarina @ izao fahasoavana, izay hanasoa isika Malagasy tsy vaky volo mpiray Tanindrazana rehetra !
    Tsy misy fiainana ambonin'ny fahendrena sy fanajana ary fifankatiavana , mba hampilamina ny tany sy fanjakana ! Koa fisaorana an'Andriamanitra no mbola manome tsy tapaka ny olona hendry rehetra tompoko !
    Masina ny Tanindrazana !

  5. 🇲🇬Misaotra tompoko🇲🇬
    Olo-manakaja ianao ary ianao angamba no tokony hitondra ny firenena..

    Eo @ minitra faha 4 dia ireo mpitondra amin‘izao fotoana izao ny voaanatra. Sa ahoana ny fijerinareo?

  6. Mahagaga sy mahatalanjona fa firy taoana aty aoriana vaomiteny fa tsy mifanaraka @ny tolona 2009 no misy, ministra- deputé(efa noraisinao daholo ny andraikitra(olom-boafidy, mpanatanteraka) nefa izao vao mahita kianina sa efa manomboka ho garazy ny fanaovana politika , dia manala aina farany.Mampalahelo indrindra fa ireo olona manoana anao @izany

Leave A Reply